|
|
|
|

Teny iditra1  tsy tian-drofy
Singan-teny  2 tsy, 3 tia, 4 rofy
Sokajin-teny  5  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  6 teny atao amin' ny zaza raha mievina mba tsy hahavoan' ny aretina azy [1.1]
Tovy hevitra  7 afa-drofy
Ohabolana  8  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02